plt_tn/1sa/10/05.md

8 lines
420 B
Markdown

# amponga tapaka
Zava-maneno misy lohany tahaka ny amponga izay azo velezina izany ary misy vy izay mikorintsana eo amin'ny manodidina azy rehefa ahetsiketsika.
# Ny Fanahin'i Yaveh hilatsaka eo aminao
Ny andian-teny hoe "hilatsaka eo aminao" dia midika fa hitarika an'i Saoly ny Fanahin'i Yaveh. Amin'ity toe-javatra ity dia midika izany fa hahatonga an'i Saoly haminany izy ary hanao fihetsika tahaka ny olon-kafa.