plt_tn/1sa/09/22.md

241 B

an'efitrano

Raisin'ny mpanoratra fa fantatry ny mpamaky fa ny teo akaikin'ny toerana izay nanoloran'izy ireo sorona dia nisy trano lehibe izay niarahan'ny olona nisakafo.

fitoerana voalohany

Toeran'ny manan-kaja io.

telopolo

"30"