12 lines
430 B
Markdown
12 lines
430 B
Markdown
# inona no afaka entintsika ho an'ilay lehilahy?
|
|
|
|
Ny fanolorana fanomezana dia mariky ny fanajana ilay olon'Andriamanitra.
|
|
|
|
# lehilahin'Andriamanitra
|
|
|
|
Ny hevitr'io andian-teny io matetika dia mpaminanin'i Yaveh. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:27. DH: "olona izay mandre sy milaza ny teny avy amin'Andriamanitra"
|
|
|
|
# ampahefatry ny sekely
|
|
|
|
"1/4 sekely." Ny sekely dia karazam-bola nampiasaina tao amin'ny Testamenta Taloha.
|