16 lines
518 B
Markdown
16 lines
518 B
Markdown
# Nisy vato lehibe teo
|
|
|
|
Nampisain'ny olona ho alitara io vato io rehefa nanolotra ireo omby vavy ho sorona izy ireo.
|
|
|
|
# Nampidinin'ireo Levita ny fiaran'i Yaveh
|
|
|
|
Nitranga izany mialohan'ny nikapan'izy ireo ny sarety hatao kitay fandrehitra ampiasaina amin'ny fanolorana ireo omby vavy ho an'i Yaveh.
|
|
|
|
# Nampidinin'ireo Levita ny fiaran'i
|
|
|
|
Araka ny lalàn'i Mosesy, dia ireo Levita ihany no nahazo nitana ny fiara.
|
|
|
|
# sy ilay vata izay niaraka tamin'izan
|
|
|
|
"ilay vata izay nisy ireo sary totozy sy fivontosana volamena"
|