plt_tn/1sa/05/06.md

568 B

Ny tanan'i Yaveh dia navesatra teo amin'ireo

Fomba fiteny io. "Mafy ny nitsaran'i Yaveh"

fivontosana

Ireo mety hoe heviny dia 1) fivontosana anaty hoditra mangirifiry na 2) hemoroida (fipotsahan'ny tsinaim-body).

Asdoda sy ireo faritaniny

Ny anaran-tanàna dia fibangoan-teny ilazana ny olona monina ao. "ny vahoakan'i Asdoda sy ny vahoakan'ny tany manodidina an'i Asdoda"

tsapan'ny

"fantany"

fiaran'ny Andriamanitr'Israely

Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 3:1 io. Mitovy amin'ny "fiaran'ny faneken'Andriamanitra" ihany ao amin'ny 4:3 ihany io.