plt_tn/1sa/05/01.md

649 B

Ary

Manamarika ny fiandohan'ny ampahany vaovao amin'ny tantara io teny io. Raha manana teny na andian-teny mifanaraka amin'izany ny fiteninao, dia azonao ampiasaina eto izany.

fiaran'Andriamanitra

Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 3:1 io. Mitovy amin'ny "fiaran'ny faneken'Andriamanitra" ihany ao amin'ny 4:3 ihany io.

an-tranon'i Dagon

Manondro ny tempolin'i Dagona, ilay andriamanitry ny Filistina io.

indro, ... Dagona

"gaga tanteraka izy ireo nahita an'i Dagona"

nianjera niankohoka tamin'ny tany ... i Dagona

Tokony ho azon'ny mpamaky fa Yaveh no nampianjera ilay sarivongana niakohoka tamin'ny tavany nandritra ny alina.