plt_tn/1sa/04/10.md

218 B

resy ny Israely

Ny teny hoe "Israely" dia fibangoan-teny ilazana ny "tafik'Israely." DH: "resin'izy ireo Israely"

Lasa ny fiaran'i Yaveh

Io dia azo atao hoe DH: "Nalain'ny Filistina koa ny fiaran'Andriamanitra"