|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana.
|
|
|
|
# hiala amin'ny vovoka Izy ... hiala amin'ny lavenona
|
|
|
|
Ireo dia sarinteny ilazana ny toerana ambany indrindra eo amin'ny fiarahamonina.
|
|
|
|
# ny ory
|
|
|
|
olona izay tsy manana ny zavatra ilainy
|