28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana. Miteny toy ny hoe misy olona hafa miresaka aminy izy.
|
|
|
|
# ny fiavonavonana
|
|
|
|
"teny miavonavona"
|
|
|
|
# amin'ny alalany no handanjana ny asa
|
|
|
|
Io dia azo adika hoe DH: "Izy no mandanja ny asan'ny olona" na "fantany ny antony anaovan'ny olona fihetsika tahaka ny ataony"
|
|
|
|
# Ny tsipìkan'ireo lehilahy mahery dia tapaka
|
|
|
|
Ireo mety ho hieviny dia 1) ireo tsipìka mihitsy no tapaka na 2) voasakana tsy hanao na inona na inona ireo olona mitondra ny tsipìka. DH: "Tsy afa-miasa ireo mpandefa tsipìka mahery"
|
|
|
|
# Ny tsipìkan'ireo lehilahy mahery dia tapaka
|
|
|
|
Io dia azo adika hoe DH: "Tapahin'i Yaveh ny tsipìkan'ireo lehilahy mahery" na "Afaka mampahosa na dia ireo mahery indrindra aza Yaveh"
|
|
|
|
# ireo tafintohina kosa dia misikin-kery tahaka ny fehikibo
|
|
|
|
Io sarinteny io dia midika fa tsy ho tafintohina intsony izy ireo, fa hitoetra mafy tahaka ny fehikibo ny heriny. DH: "hampatanjaka ireo izay tafintohina Izy"
|
|
|
|
# misikina ... fehikibo
|
|
|
|
Teny amin'ny ankapobeny ilazana ny famatorana zavatra eo amin'ny valahana mba hiomanana ho amin'ny asa izany.
|