12 lines
476 B
Markdown
12 lines
476 B
Markdown
# ny mpanjaka dia notohanana hitsangana tao amin'ny kalesiny
|
|
|
|
D.H: "nisy olona nanohana ny mpanjaka tao amin'ny kalesiny."
|
|
|
|
# antsoantso mafy
|
|
|
|
Eto ny "antso" dia manambara ireo miaramila izay mihiaka. D.H: "nanomboka nihiaka ireo miaramila"
|
|
|
|
# Samia mody any amin'ny tanànany avy ny lehilahy rehetra; ary samia mody any amin'ny faritaniny avy ny lehilahy rehetra
|
|
|
|
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho amin'ny fanamafisana.
|