plt_tn/1ki/22/34.md

247 B

nandefa ny zana-tsipìkany kitoatoa

Ireo mety ho dikany dia 1) izy dia nanana tanjona hitifitra an'ireo miaramila amin'ny tsy fahalalana fa i Ahaba izany na 2) nandefa ny zana-tsipìkany hitifirana tsy misy tanjona manokana tao an-tsainy izy.