plt_tn/1ki/22/31.md

460 B

ny kapiteny roa amby telopolo

"kapiteny 32"

Aza manafika ny miaramila kely na ny lehibe

Amin'ny alalan'ny fanendrena ny "kely" sy "miaramila lehibe" mitambatra." ireo miaramila rehetra no tian'ny mpanjaka atongavana. D.H: "Aza manafika na ny iray amin'ireo miaramila aza."

Ary rehefa

Ity andian-teny ity eto dia nampiasaina hanamarihana ny tantara mana-danja iray. Raha misy fomba anaovana izany ny fiteninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.