plt_tn/1ki/21/08.md

741 B

nanoratra taratasy amin'ny anaran'i Ahaba

Ireo mety ho dikany dia 1) Nanoratra ny anaran'i Ahaba tamin'ireo taratasy izy" na 2) ny teny "anarana" dia sarinteny amin'ny fahefana. D.H: "nanoratra taratasy teo amin'ny fahefan'i Ahaba"

ireo mpanan-karena izay nipetraka niaraka taminy

Ny teny "mpanan-karena" dia maneho olona manan-karena. D.H: "ilay olona manan-karena izay nipetraka niaraka tamin'i Nabota."

apetraho ambonin'ny vahoaka i Nabota

Ny fisian'i Nabota teo amin'ny toeram-boninahitra dia voalaza toy ny fananana azy nipetraka ambony teo ambin'ny olona izay nanatrika. D.H: "nisy an'i Nabota nipetraka teo amin'ny toream-boninahitra teo amin'ireo olona"

aoka izy ireo hiampanga azy

"nisy azy ireo nanendrikendika azy"