plt_tn/1ki/20/33.md

341 B

Ary ... ireo lehilahy

Ny teny hoe "ary" dia ampiasaina mba hisintonana ny saina ho amin'ny hevi-dehibe manaraka eo.

izay ho famantarana avy tamin'i Ahaba

Ny "famantarana" dia fibangoan-teny ilazana izay mety ho fihetsika misy dikany rehetra. DH: "izay ho fihetsika avy amin'i Ahaba izay hampiseho azy ireo fa teo hamindra fo i Ahaba"