plt_tn/1ki/20/31.md

16 lines
523 B
Markdown

# Indro ankehitriny
Io fomba fiteny io dia manamafy izay ho lazain'izy ireo. DH: "Henoy" na "Tandremo tsara izay ho lazaiko aminao"
# hisikina lamba fisaonana eo amin'ny valahanay sy tady eo amin'ny lohanay
Mariky ny filavoana lefona io.
# Mbola velona ve izy?
Mametraka io fanontaniana io i Ahaba mba hanehoana fahatairana. DH: "Gaga fa toa mbola velona izy!"
# Rahalahiko izy
Ny hoe "rahalahiko" dia sarinteny ilazana ny olona izay namana akaiky. DH: "tahaka ny rahalahy izy amiko" na "Tahaka ny fianakaviana izy"