plt_tn/1ki/20/28.md

233 B

lehilahin'Andriamanitra

Fiantsoana iray hafa ilazana ny mpaminany io. DH: "mpaminany"

hapetrako eo an-tananao ity tafika lehibe ity

Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny fahefana. DH: "omeo fandresena ity tafika lehibe ity"