16 lines
541 B
Markdown
16 lines
541 B
Markdown
# nosaronany tamin'ny lambany ny tavany,
|
|
|
|
"nosaromany tamin'ny lambany ny tavany" Ny lamba dia akanjo lava iray, karazana akanjo izay manarona ny vatana manontolo.
|
|
|
|
# ry nisy feo tonga taminy
|
|
|
|
"Ary dia nahare feo izy"
|
|
|
|
# Inona no ataonao eto ... ary mikasa ny hifofo ny aiko koa izy ireo
|
|
|
|
Yaveh dia mametraka ny fanontaniany hibedesana an'i Elia ary hampahatsiahivana azy amin'ny asany. D.H: "Izany dia tsy tokony amin'izay misy anao, ry Elia"
|
|
|
|
# izaho dia izaho irery, no sisa tavela
|
|
|
|
Eto ny teny "izaho" dia niverimberina ho fanamafisana.
|