plt_tn/1ki/18/36.md

859 B

Nitranga izany

Ity andian-teny ity dia nampiasaina hanehoana ny fanamarihana sy ny dikany feno amin'ny andron'ny tantara. Raha toa ny fiteninao ka misy fomba iray ho amin'ny fanaovana izany, azonao heverina ny fampiasana izany eto.

Yaveh, Andriamanitr'i Abrahama, sy Isaka, ary Israely,

Eto "Israely" dia maneho an'i Jakoba. Andriamanitra dia nanova ny anaran'i Jakoba tamin'Israely (Genesisy 32:28), ary ny firenena nataon'i Yaveh amin'ny anaran'ny taranak'i Jakoba hoe "Israely"

aoka ho fantatra eto anio

D.H: "mampahafantatra ireo olona anio"

Mihainoa ahy ... mihainoa ahy

Ity andian-teny dia niverimberina hanamafisana ny antson'i Elia tamin'i Yaveh.

nampitodika ny fon'izy ireo taminao indray."

"nivadika ny fon'izy ireo" dia sarinteny ho an'ny fitiavana sy tsy fivadihan'ny olona. D.H: "nahatonga azy ireo tsy hivadika aminao indray"