plt_tn/1ki/18/16.md

8 lines
329 B
Markdown

# niteny taminy izay nolazain'i Elia
"Obadia dia nilaza tamin'i Ahaba izay nolazain'i Elia azy ho lazaina"
# Ianao ve io? Ianao ilay iray izay mitondra korontana ho an'Israely!"
Ahaba dia mametraka fanontaniana amin'ny fanamafisana maro ny mombamomba an'i Elia. D.H: "Koa eto ianao izao. Ianao ilay mpanakorontana an'Isrely!"