8 lines
590 B
Markdown
8 lines
590 B
Markdown
# hamelomana ny soavaly sy ny ampondra isika, mba tsy hisy ho very ny biby fiompy rehetra
|
|
|
|
ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary natambatra hanasongadinana. D.H: "sorohina amin'ny fahafatesana ireo soavaly sy ampondra"
|
|
|
|
# Ahaba nandeha tamin'ny lalana iray ary Obadia nandeha tamin'ny lalana hafa.
|
|
|
|
Ny andian-teny "amin'ny tenany" dia manamafy fa i Ahaba sy Obadia dia nandeha tamin'ny lalana nizara, fa tsy nilaina akory na iray aza niaraka tamin'i Ahaba. D.H: "Ahaba dia nitarika ekipa iray tamin'ny lalana iray ary Obadia dia nitarika ekipa iray tamin'ny lalana hafa."
|