plt_tn/1ki/18/03.md

336 B

Ary Obadia dia nanome voninahitra an'i Yaveh

Ny teny "Ary" et dia nampiasaina hanamarihana ny fahasimban'ny fizotrin'ny tantara lehibe. Eto ny mpanoratra dia miresaka ny momba ny olona vaovao ao aminn'ny tantara.

mpaminany zato ary nanafina azy ireo isan-dimampolo

"mpaminany zato ary nafenina tao amin'ny vondrona 50 izy ireo."