plt_tn/1ki/17/01.md

20 lines
461 B
Markdown

# ilay Tisbita
Izany dia anaran'ny fikambanan'ny olona avy any Tisba.
# Tisbita
Izany dia anarana renivohitra any amin'ny faritr'i Gileada.
# Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay Andriamanitry ny Israely
Ity andian-teny ity dia fianianana mba hampisongadina fa izay lazainy dia marina.
# izay ijoroako eo anoloany
Izany dia fomba fiteny izay midika hoe "manompo" D.H: "izay tompoiko"
# ando
rano kely miforona eo amin'ny zava-maniry mandritra ny alina.