plt_tn/1ki/16/21.md

486 B

Nanaraka an'i Tibny ... nanaraka an'i Omry

Eto ny hoe "nanaraka" dia maneho fanohanana na maniry ny hametraka azy jo mpanjaka. D.H: "nanohana an'i Tibni zanaka'i Ginata, hametrahana azy ho mpanjaka, ary ny antsasany nanohana an'i Omry" na "naniry nyan'i Tibni zanak'i Ginata mpanjaka, ary ny antsasany naniry ny hametraka an'i Omry ho mpanjaka"

Fa nahery noho ireo olona nanara-dia an'i Tibny ireo olona nanaradia an'i Omri

"nanam-pahefana ireo vahoaka izay nanaraka an'i Tibni"