plt_tn/1ki/16/14.md

492 B

moa ve ireny tsy efa voasoratra ... mpanjakan'i Israely?

Ity fanontaniana ity dia nampiasaina anomezam-baovao na hampahatsiahivana ireo mpamaky fa ny vaovao momba ny Ela dia ao amin'ity boky iray ity. Ity fanontaniana fampisainana ity azo hadika ho fanambaràna. D.H: "ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely."

moa ve ireny tsy efa voasoratra ... Israely?

D.H: "nisy olona efa nanoratra momba ireo tao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely."