8 lines
318 B
Markdown
8 lines
318 B
Markdown
# Niakatra tany amin'ny alitara
|
|
|
|
Ny hoe "niakatra" dia fomba fiteny hilazana ny fandehanana tany amin'ny toerana masina mba hanompo satria teo amin'ireo toerana masina ireo alitara ireo. DH: "nanolotra sorona teo amin'ny alitara"
|
|
|
|
# tamin'ny volana izay noheverin'ny sainy manokana
|
|
|
|
"tamin'ny volana izay notondroiny"
|