plt_tn/1ki/12/15.md

248 B

fa avy amin'i Yaveh izany zavatra izany

Io dia fomba fiteny. DH: "Yaveh no nahatonga ireo zavatra ireo nitranga"

Ahia...Jeroboama ...Nebata

Ireo dia anaran-dehilahy.

Silonita

Io dia anarana vondron'olona avy any amin'ny tanànan'i Silo.