plt_tn/1ki/12/10.md

765 B

ankihikeliko dia lehibe noho ny valahan'ny raiko

Io sarinteny io dia midika fa mbola mampijaly sy mampatahotra mihoatra noho ny rainy i Rehoboama. DH: "Izay hataoko dia mba hanaovana ny zioganareo ho mavesatra noho ny izay napetraky ny rainy taminareo"

Ny raiko nanafay anareo tamin'ny karavasy fa izaho kosa hanafay anareo amin'ny maingoka

Io sarinteny io dia midika fa ny sazin'i Rehoboana dia mitetika ny hanome ratsy kokoa mihoatra izay nomen'ny rainy. DH: "Mampiasa ny valahiny mba hanery anareo mba hiasa ny raiko fa izaho hampiasa sazy mafy kokoa aza"

hanafay anareo amin'ny maingoka

Ny teny hoe "maingoka" dia mety manondro ny 1) karavasy misy vy maranitra eo amin'ny vodiny na 2) hala tahaka ny zava-manan'aina izay misy tsindrona misy poizina.