545 B
545 B
vady andriambavy fitonjato sy vaditsindrano telonjato
"vady andriambavy 700 sy vaditsindrano 300"
Nampitodika ny fony
Ny hoe "mampitodika ny fon'olona" dia mba handresen-dahatra izany olona izany mba hanova ny fitiavany. DH: "nampitodika ny fony hiala amin'i Yaveh" na "nandresy lahatra azy mba tsy hanompo an'i Yaveh intsony"
tsy tena nanankim-po tanteraka...tahaka ny fon'i Davida rainy
Ny hoe "nanankina" ny fonao dia manondro ny fanomezana fanekena sy fitiavana tanteraka. DH: "tsy nanolo-tena tanteraka izy...tahaka an'i Davida"