plt_tn/1ki/08/29.md

658 B

Enga anie ka hisokatra amin'ny

D.H: "Mba hahita ny manodidina ny masonao"

andro aman'alina

D.H "ny fotoana rehetra" na "mandrakizay"

ny anarako sy ny fanatrehako.

Ireto teny roa miaraka ireto dia maneho fa i Yaveh dia hitoetra ao amin'ny tempoly.

ny vavaka hataon'ny mpanomponao

Milaza ny tenany i Solomona amin'ny hoe "mpanomponao" mba hanehoana ny fanajany an'i Yaveh. D.H: "mba hahafahako, izaho mpanomponao, mivavaka"

mihainoa ny fangatahan'ny mpanomponao sy ny Israely olonao

Milaza ny tenany i Solomona amin'ny hoe "mpanomponao" mba hanehoana ny fanajany an'i Yaveh. D.H: "mihainoa ny fangatahako sy ny fangatahan'ny Israely olonao"