plt_tn/1ki/08/27.md

1.4 KiB

Fa tena honina ety an-tany tokoa ve Andriamanitra?

Ny mety ho valin'izany fanontaniana izay dia 1) Manontany fanontaniana tena izy i Solomona ary manantena valina na 2)ny fanontaniana dia fampisainana ary i Solomona dia voasongadina fa Andriamanitra dia ngeza tokoa ary tsitoha mba honina eto an-tany. D.H: "Nefa azo antoka fa tsy ho izany satria Andriamanitra monina eto amin'ny tany ankehitriny!"

Fa tena Andriamanitra

D.H: "Fa tena ianao?"

Indro

"Izay lazaiko izao dia tena manan-danja" na "izao no fahamarinana"

Anao—mainka fa ity tempoly izay naoriko ity

"ianao, ka ity tempoly izay efa naoriko ity dia tsy ho afaka tanteraka."

mba henoy re ity vavaky ny mpanomponao sy ny fangatahany ity

Ny teny "vavaka" sy "fangatahana" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy fa tena hentitra izy amin'ny fangatahany. Maneho ny tenany ho "mpanomponao" i Solomona hanehoany fa manaja an'i Yaveh izy. D.H: "hajao aho, sy ireo mpanomponao, mba hanaovako ity fangatahana ity."

mihainoa ny antso sy ny vavaka ataon'ny mpanomponao eto anatrehanao anio

Ny teny "antso" sy "vavaka" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy fa hentitra izy araka izay angatahany amin'i Yaveh hanampiany azy. Solomona dia maneho ny tenany ho "mpanomponao" anehoany fa izy dia mankatò an'i Yaveh. D.H: "Mihanoa ahy, sy ireo mpanomponao, mba hiantsoako anao hanampy ahy anio."