16 lines
605 B
Markdown
16 lines
605 B
Markdown
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia manoratra momba ny rindrin'ny seza fiandrihanana rehetra.
|
|
|
|
# Nanorina ny rindrin'ny seza fiandrianana i Solomona
|
|
|
|
Mety midika hoe 1) "Solomona dia nanangana trano amin'izay nandehanany hametrahana ny seza fiandrianana" na 2) "Solomona dia nanana ny mpiasany nanangana trano nantsoina hoe Tranon-tsezan'ny Mpanajaka."
|
|
|
|
# Norakofana tamin'ny sedera izany
|
|
|
|
D.H: "Ireo mpiasa dia nandrakotra ny rihana tamin'ny hazo sedara."
|
|
|
|
# isaky ny rihana izany
|
|
|
|
Ity dia maneho ny rihana manontolo. D.H: "avy amin'ny rindrina iray ka hatrany amin'ny manodidina"
|