plt_tn/1ki/05/17.md

296 B

Fampahafantarana amin'nyankapobeny:

Solomona dia mbola nanery ny olona hanangana ny tempoly hatrany.

nandrafitra vato lehibe tsara kalitao

"nandavaka lehibe, ireo vato tsaran'ny tendrombohitra ary nikapa azy ireo hanana endrika marina"

Gebalita

Olona avy ao an-tananan'ny Gebala (UDB)