plt_tn/1ki/04/05.md

303 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny lisitr'ireo manam-pahefan'i Solomona.

Azaria ... Natana ... Zaboda ... Ahisara ... Adonirama ... Abda

anaran-dehilahy.

teo amin'ireo olona izay no nifehy ireo mpanao asa an-terivozona.

D.H: "ilay olona izay noteren'i Solomona hiasa mafy ho azy"