plt_tn/1ki/03/13.md

8 lines
276 B
Markdown

# handeha araka ny lalako ianao ka hitandrina
Fiainana ny fiainan'ny olona dia voalaza toy ny fandehanana amin'ny lalana. D.H: "Miainà araka ny iriako anao mba hiaina sy hankatoa"
# hanalava ny andronao
"andro" dia maneho ny fiainan'i Solomona. D.H: "hahaela velona anao"