12 lines
406 B
Markdown
12 lines
406 B
Markdown
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Andriamanitra dia manontany an'i Solomona izay afaka hataony amin'i Solomona.
|
|
|
|
# toerana avo lehibe
|
|
|
|
"Ilay toerana tena malaza indrindra amin'ny fanaovana sorona" na "ilay alitara tena manan-danja indrindra"
|
|
|
|
# Angataho! Inona no tokony homeko anao?
|
|
|
|
"Angataho amiko izay rehetra irianao dia omeko anao izany." na "Inona no tianao? Angataho dia homeko anao izany."
|