plt_tn/1ki/02/10.md

736 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Maty Davida ary mandray ny toerany ho mpanajaka vao an'Israely i Slomona.

nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny

Ny fahafatesan'i Davida dia voalaza toy ny hoe izy efa lavo. D.H: "maty"

Davida ... ary nalevina

D.H: "Davida ... ary nalevin'izy ireo izy"

ireo fotoana nanjakan'i Davida teo amin'ireo Israely.

"fotoana izay nanjakan'i Davida teo amin'Israely" na "nanjaka toe amin'Israely Davida"

nipetraka teo an-tseza fiandrianan'i Davida rainy

Ny seza fiandrianana dia manambara ny fahefan'ny mpanjaka"

tafapetraka tsara ny fitondràny

D.H: "nametraka tanteraka ny fitondran'i Solomona i Yaveh" na "Yaveh no nahatonga an'i Solomona handray fahefana tanteraka ny fanjakana."