plt_tn/1jn/05/09.md

1.2 KiB

Raha mandray ny vavolombelon'ireo olona isika, dia ho lehibe kokoa ny vavolombelon'Andriamanitra

Ny mpandika teny dia afaka manao izay mampazava kokoa ny antony tokony hinoantsika izay lazain'Andriamanitra: DH: "Raha mino izay lazain'ny olona isika, dia tokony hino izay lazain'Andriamanitra satria Izy dia milaza ny marina hatrany"

mandray ny fijoroana vavolombelon'ny olona isika

Ny hoe fijoroana vavolombelona na mijoro vavolombelona momba ny zavatra isan-karazany dia oharina amin'ny hoe zavatra iray izay afaka raisin'ny hafa.

lehibe kokoa ny fijoroana vavolombelon'Andriamanitra

ny fijoroana vavolombelon'Andriamanitra dia manan-danja kokoa ary azo antoka kokoa

Zanany

Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.

Na iza na iza mino ny Zanak'Andriamanitra dia manana fijoroana vavolombelona ao amin'izy tenany

"Izay rehetra mino an'i Jesosy dia mahafantatra tsara fa Jesosy dia Zanak'Andriamanitra"

Izay tsy mino an'Andriamanitra dia manao Azy ho mpandainga

"miantso an'Andriamanitra ho mpandainga"

satria izy dia tsy nino ny fijoroana vavolombelona izay efa nomen'Andriamanitra mahakasika ny Zanany

"satria izy dia tsy mino fa Andriamanitra dia milaza ny marina momba ny Zanany"