plt_tn/1jn/01/03.md

658 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto ny teny hoe: "izahay," "anay," "ny anay" dia maneho an'i Jaona izay niaraka tamin'i Jesosy.

Izay efa hitanay sy renay dia ambaranay aminareo ihany koa

"Izahay ihany koa dia manambara aminareo izay efa hitanay sy renay"

mba hanananareo fifandraisana aminay. Ny fifandraisantsika dia amin'ny Ray

"meteza ho namanay akaiky. Izahay dia naman'Andriamanitra ilay Ray"

ny Ray ... ny Zanany

Ireo dia anarana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.

mba ho tanteraka ny fifaliantsika

"mba ho feno ny fifaliantsika" na "mba hahatonga ny tenantsika ho faly tanteraka"