20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
# Miambena, mijoroa tsara amin'ny finoana, miasà tahaka ny lehilahy, mahereza
|
|
|
|
Faritan'i Paoly toy ny hoe manome baiko efatra ho an'ny miaramila an'ady ny zavatra tiany ho ataon'ireo Korintiana. Ireo baiko efatra ireo dia saika mitovy dika ary ampiasaina mba ho fanamafisana.
|
|
|
|
# Miambena
|
|
|
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe mpiambina tanàna na tanim-boaloboka ny fahafantarana izay zavatra mitranga. DH: "Mitandrema amin'izay hinoanareo" na "Mitandrema amin'ny loza"
|
|
|
|
# mijoroa tsara amin'ny finoana
|
|
|
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe miaramila tsy manaiky hilavo lefona rehefa tafihan'ny fahavalo ny olona manohy mino an'i Kristy araka ny fampianarany. Ireo mety ho dikany: 1) "minoa hatrany hatrany izay nampianarinay anareo" na 2) "mahatokia hatrany hatrany an'i Kristy"
|
|
|
|
# miasà tahaka ny lehilahy
|
|
|
|
Ao anatin'ny fiaraha-monina izay niainan'i Paoly sy ny mpihaino azy, matetika ireo lehilahy dia mamelona ny fianakaviana amin'ny fanaovana asa mafy sy fiadiana amin'ny mpanafika. DH: "mandraisa andraikitra"
|
|
|
|
# Aoka ho atao am- pitiavana izay ataonao rehetra
|
|
|
|
"ny zavatra rehetra izay hataonao dia tokony haneho amin'ny olona fa tianao izy ireo"
|