28 lines
1.4 KiB
Markdown
28 lines
1.4 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manome antsipiriany kely momba ny fitsanganan'ny vatan'ireo mpino amin'ny maty i Paoly. Manome sarisarin'ireo vatana ara-nofo sy ara-panahy izy ary mampitaha an'i Adama lehilahy voalohany amin'i Adama farany, dia i Kristy.
|
|
|
|
# Fa ny olona iray hiteny hoe: "Ahoana no nananganana ny maty, ary amin'ny karazana vatana inona no hahatongavan'izy ireo?"
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany: 1) Manontany am-pahamatorana ilay olona iray na 2) mampiasa fanontaniana ilay olona iray mba hanesoana ny hevitry ny fananganana amin'ny maty. DH: "Fa ny sasany hilaza fa tsy afaka hahazo an-tsaina ny fomba hananganan'Andriamanitra ny maty izy ireo, ary vatana toy ny ahoana no homen'Andriamanitra azy ireo amin'ny fananganana amin'ny maty."
|
|
|
|
# olona iray hiteny hoe:
|
|
|
|
"olona iray hanontany hoe:"
|
|
|
|
# amin'ny karazana vatana inona no hahatongavan'izy ireo
|
|
|
|
Izany hoe, ho vatana ara-nofo ve izany sa ara-panahy? Ho tahaka ny ahoana ny endriky ny vatana? Ho vita amin'ny inona izany vatana izany?
|
|
|
|
# Tsy mahalala na inona na inona ianao! Izay hafafinareo
|
|
|
|
Ataon'i Paoly toy ny hoe olona iray ireo Korintiana, ka "ianao" no ampiasaina eto.
|
|
|
|
# Tsy mahalala na inona na inona ianao
|
|
|
|
"Tsy mahafantatra ny momba izany ianao"
|
|
|
|
# Izay hafafinao dia tsy hanomboka hitombo raha tsy maty izany
|
|
|
|
Ny voa dia tsy hitombo raha tsy nalevina any amin'ny tany aloha voalohany. Toy izany koa, ny olona iray dia tsy maintsy maty aloha izay vao afaka hatsangan'Andriamanitra amin'ny maty izy.
|