28 lines
988 B
Markdown
28 lines
988 B
Markdown
# Fa ankehitriny isika dia mahita tsy mivantana amin'ny fitaratra
|
|
|
|
Ny fitaratra tamin'ny andron'i Paoly dia vita tamin'ny vy mangirana fa tsy fitaratra ary manome taratra manjavozavo.
|
|
|
|
# ankehitriny isika dia mahita
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany: 1) "ankehitriny mahita an'i Kristy isika" na 2) "ankehitriny mahita an'Andriamanitra isika."
|
|
|
|
# fa rahatrizay dia hifanatri-tava
|
|
|
|
"fa rahatrizay dia hifanatri-tava amin'i Kristy isika." Izany dia midika fa ho eo anatrehan'i Kristy mivantana isika."
|
|
|
|
# hahafantatra tanteraka
|
|
|
|
"Hahafantatra tanteraka an'i Kristy aho"
|
|
|
|
# toy ny nahafantarana ahy tanteraka
|
|
|
|
Azo atao hoe: "toy ny nahafantaran'i Kristy ahy tanteraka"
|
|
|
|
# Fa ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra
|
|
|
|
"Zava-dehibe ny ... ankehitriny. Zava-dehibe ny ... Ary zava-dehibe ny"
|
|
|
|
# ny finoana, ny fanantenana rahatrizay, ary ny fitiavana
|
|
|
|
"matoky an'i Kristy isika, ary azontsika antoka fa hanao ny zavatra rehetra izay efa nampanantenainy ho antsika Izy, ary isika tia Azy dia mifankatia"
|