plt_tn/1co/09/09.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown

# Aza asiana
Mosesy dia miresaka amin'ireo zanak'Israely toy ny hoe olona iray izy ireo, ka io didy io dia manondro olon-tokana.
# Tena ilay omby tokoa ve no raharahin'Andriamanitra?
Mametraka fanontaniana i Paoly mba hahafahan'ireo Korintiana mieritreritra izay lazainy na tsy misy azy miteny aza. DH: "Ianareo dia tokony hahalala na tsy misy ahy miteny aminareo aza fa tsy ny omby irery ihany no raharahin'Andriamanitra indrindra."
# Tsy miresaka momba anay ve izy?
Mametraka fanontaniana i Paoly mba hanindriana ny fanambarana izay ataony. DH: "Fa kosa, Andriamanitra dia miresaka ny momba anay tokoa."
# momba anay
Eto ny hoe: "anay" dia manondro an'i Paoly sy Barnabasy.
# moa be loatra aminay ve ny mijinja zavatra ara-materialy avy aminareo?
Mametraka fanontaniana i Paoly mba hahafahan'ireo Korintiana mieritreritra izay lazainy na dia tsy misy azy miteny izany aza. DH: "'Ianareo dia tokony hahafantatra na tsy misy ahy miteny aminareo akory aza fa tsy be loatra aminay ny mandray ireo fanohanana ara-materialy izay avy aminareo."