plt_tn/1co/07/29.md

16 lines
346 B
Markdown

# Fohy ny fotoana
"Kely ny fotoana" na "efa ho dila ny fotoana"
# mitomany
"malahelo amin-dranomaso"
# ireo izay mampiasa izao tontolo izao
"ireo izay mifampiraharaha isan'andro amin'ireo tsy mpino"
# tsy tokony hanao tahaka ny mampiasa izany tanteraka
"tokony hampiseho amin'ny asany izy ireo fa manana fanantenana ao amin'Andriamanitra"