plt_tn/1co/07/25.md

12 lines
410 B
Markdown

# Ary mahakasika ireo izay tsy nanambady mihitsy, izaho dia tsy manana didy avy any amin'ny Tompo
Paoly dia tsy mahalala fampianaran'i Jesosy izay miresaka momba izany toe-javatra izany. DH: "Ny Tompo dia tsy mbola nandidy ahy hilaza na inona na inona amin'ireo olona izay mbola tsy nanambady mihitsy"
# izaho dia manome ny hevitro
"Milaza anareo ny hevitro aho"
# Noho izany
"Ka izao no hevitro" (13:25)