plt_tn/1co/04/17.md

8 lines
268 B
Markdown

# zanaka malalako sady mahatoky ao amin'ny Tompo
"izay tiako ary izay ampianariko ny momba ny Tompo toy ny hoe zanako izy"
# Ankehitriny
Izany teny izany dia midika fa manova ny lohaheviny Paoly mba ho fibedesana ny fitondran-tena mahamenatr'ireo mpino Korintiana.