plt_tn/1ch/29/24.md

8 lines
426 B
Markdown

# fankatoavana
D.H: "tsy fivadihan'izy ireo"
# Nomen'i Yaveh voninahitra tamim-palehibiazana teo anatrehan'Israely rehetra i Solomona ary nomeny fahefana lehibe noho izay efa nomeny an'ireo mpanjaka teo alohany tao Israely.
Ireo andian-teny roa ireo dia mampisongadina fa i Solomona dia nahazo fankasitrahana miavaka teamin'i Yaveh, izay nahatonga azy hoi lehibe indrindra teo amin'i Israely ary mpanjaka mahery indrindra.