plt_tn/1ch/27/10.md

953 B

Heleza Pelonita, avy amin'ireo vahoakan'i Efraima no mpifehy tamin'ny volana fahafito.

"Heleza, ilay Pelonita, avy amin'ny vahoakan'i Efraima, no mpifehy tamin'ny volana fahafito."

volana fahafito

Io no volana fahafiton'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Septambra sy tapany voalohan'ny Oktobra izany any amin'ny tetiandro Tandrefana.

Heleza... Sibekay... Zera... Abiezera

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

Pelonita... Hosatita... Anatotita

Ireo no anaran'ny foko na fianakaviam-be.

lehilahy efatra arivo sy roa alina

lehilahy efatra arivo - "lehilahy 24 000"

volana fahavalo

Io no volana fahafiton'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Oktobra sy tapany voalohan'ny Novambra izany any amin'ny tetiandro Tandrefana.

volana fahasivy

Io no volana fahafiton'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Novambra sy tapany voalohan'ny Desambra izany any amin'ny tetiandro Tandrefana.