plt_tn/1ch/27/07.md

874 B

Asahela rahalahin'i Joaba no mpifehy tamin'ny volana fahefatra

"Asahela, rahalahin'i Joaba, no mpifehy ny volana fahefatra."

volana fahefatra.

Io no volana fahefatry ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Jona sy tapany voalohan'ny Jolay izany any amin'ny tetiandro Tandrefana.

Asahela... Ikesy

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

ny antokony

"ny vondron'ny miaramilany"

lehilahy efatra arivo sy roa alina

lehilahy efatra arivo- "lehilahy 24 000"

volana fahadimy

Io no volana fahadimin'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Jolay sy tapany voalohan'ny Aogositra izany any amin'ny tetiandro Tandrefana.

volana fahenina

Io no volana fahaenin'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Aogositra sy tapany voalohan'ny Septambra izany any amin'ny tetiandro Tandrefana.

Tekoa

Izany no anaran'ilay toerana.