plt_tn/1ch/26/26.md

16 lines
304 B
Markdown

# arivo sy zato
"mihoatra ny lehilahy 1 000 ary mihoatra ny lehilahy 100."
# babo
zavatra izay azon'ny tafika tany amin'ireo fahavalo taorian'ny fandreseny.
# Kisy... Nera... Zeroia
Ireo no anaran'ireo lehilahy.
# Ny zavatra rehetra izay voatokana
"Ny zavatra rehetra izay voatokan'ny mpitarika."