plt_tn/1ch/25/04.md

334 B

Fampahjafantarana amin'ny ankapobeny

Inty dia tohin'ny lisitry ny mpitarika ny asan'ny tabernakely nanomboka tao amin'ny 25:1

Bokia... Mazaiota

Ireo no anaran'ny lehilahy.

Hermana

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 16:40

zanaka lahy efatra ambinn'y folo sy zanaka vavy telo

"zanaka lahy 14 sy zanaka vavy 3"